TSY MANAN-KIALOFANA : SANS ABRIS

    

 

Ireo olona, vokatry ny loza dia lasa nifindramonina tany amin'ny havany  na eny amin'ny toerana fandraisana tra-boina satria na rava trano na tsy azo hipetrahana mandritra ny fotoana maharitra na voafetra ny tranony