Vinavina ny mety ho fomba fidiran'ny ELIAKIM

Hitantsika amin'ny sary ny vinavinan' ny fizotry ny rivodoza "ELIAKIM" navoakan'ny sampandraharaha misahana ny famantarana toetr'andro anio 15 Martsa 2018.Mihainoa tsy tapaka ny vaovao.