CDGRC - Fivoriana mialoha ny mety ho fahatongavan'ny rivodoza.

Anio15 Martsa 2018 no natao ny fivoriana niarahana tamin'ny komity mitantana ny loza sy ny tandindin-doza eo anivon'ny distrika (CDGRC),nifampizara ihany koa ny vaovao farany momban'ny toetr'andro.